madagascar,culture malgache,anthropologie et recherches en anthropologie , jeunes chercheurs, acteurs culturels, coopération interculturelle, institution universitaire.
mercredi 29 décembre 2010
lundi 20 décembre 2010
"zahay zafimaniry" ...vina niombonana sy asa hifandrimbonana
Antoetra,
aty ala misy isainana
fa izy tonga hanovo ny tsiron'ny tany
sy ireny papelika.
izy tonga nanovo
dia indro mizara Faliarivo
ny lalan-kely diaviny Ambohimanendrika
ny silam-panahiny, sophie any izany!
fa nisy eritreritra nandoro...sy tanety lava
nanenkina anaty dia injao tsy hay tohaina
fa niantso hoe andao...toa fanaiga lavitra...
dia iny izy roa manavatsava ireo dongon-tany
maka tsy taitra, maka vinany
mandrefy sahady ny fanantenany...lafatra ny any,
lafatra ny eto fa mavaza saina tsy matahotra alina,
dia ireny izy roa, manavatsava sy te hisavoana,
mihanoka loatra ilay nofy tsara voatra, nofy Behelatra,
fa nisy eritreritra nandoro...sy tanety lava
nanekina anaty dia injao tsy hay tohaina
fa niantso hoe andao...toa fanaiga lavitra.
ho any ...ho any lavitra any,
any Andepontany. Salanitra.
johary manantena sy fanantenan'ny velona,
nifampitady sy nikarajia tamin'ireo tady vavarana
ireo kolonga amin'izany maka tsy taitra
mitsiky sy ravo ary koa makafy ny tranon-tantely, manenika ny fo...
fa ny lanitra ny azy, mandonaka ny eto
mirojo an'alinalina...
toa satriny foana ho kotsa... fa ny abaka mantsy efa mifefy
ireo tranon-kala...
dia lafatra anaty,Ambohimitombo
fa nisy eritreritra nandoro...sy tanety lava
nanekina anaty dia injao tsy hay tohaina
fa niantso hoe andao...toa fanaiga lavitra.
ho any ...ho any lavitra any.
BIG UP!à Tsy Kanto - Tsy maninona de Lazawell andriamiariseta

lundi 13 décembre 2010
mardi 30 novembre 2010
elie rajaonarison: RAZANA
Mifaka anaty eritreritra
fa mpizara aina, nofy
sady mpanonofy
nizara kanto,
ihany koa fanahy
tsinjoko ny masony mitazan-davitra
toa nahatsinjo lavitra fa lavitra ny làlana
isainana, iainana,
mandalà loatra fa isika rehetra mampitovy vina
raha hikasa ny ampitso
mandrindra ny fanahy dia ny ahy sy ny anao
ho tafaradàlana...hifampitsijo
ireny lohasaha, havoana,
ireo vohitra Angavo...
nitondrantsika avo ...hifehy avy any ambony
fa antsika ny eto dia isika ...
izaho sy ianao
isika ...
andao hanovo, hamaritra vina mampiray
trandrao, tsikarao fa ny angovo anatinao
harena,
fitia te hizara,
manambara
fa
izaho sy ianao olona afaka
mifanakalo, mifampikolo
mifanasina satria dia "samy masina".
izy raha nikanto
kely loatra raha i madagasikara
no nataony ho tokontaniny
fa
izy nihodina,
nampihodina,
nampihodina ny revy,
nampihodina ny bandy te hirevy
tany rehetra tany...
izy
nitondra Teny
teny rehetra teny...
izao tontolo izao nataony, kanto, abaka
tokontany nivelarany
dia zakany,
zakany...
fanahy dia ampy nanaingany...
fanahy.
fanahy dia ampy namondronany ny havia sy ny havanana
tsy hijanona ao anaty ireo sampanana
fa ny handroso...
handroso hanakatra ny lanitra...
ny lanitra
izay niniany notakarina
ary indrindra notriariny.
dia toa ny fangatahany
izy ilay efa voasoratra eny rehetra eny...
lazaina sy ambara fa faravohitra ny eto
ambohitsaina eto
fa izy mitoetra
velona fanantenana...
angovo tovozin-tsy ho ritra...
Izy.
de LAZAWELL andriamiariseta .

samedi 27 novembre 2010
samedi 13 novembre 2010
PALABRA - KABAR - POETIKA TSA MAGNAHY!
Veux-tu m'accompagner à prier comme tu disais,
pour ma part, je te rappe,
te palabra, te kabar
jeu de poétika tsa magnahy!
en flip
flap
ping-pong
tac-tac en tac au tac
en VRAC
Veux-tu m 'accompagner à partager ...
à faire partager...
à écrire une nouvelle page...
à ne pas écrire du tout quand tu boudes ou l'écrire mais à deux
à danser, à vivre comme je danse
à vivre ensemble ce que d'autres n'ont pas pu vivre sainement
m 'accompagner à...Veux-tu ...
Veux-tu m 'accompagner à mieux te regarder les yeux dans les eAux
à rêver, oui à rêver un rêve divin, divinement divan
t'entends! la tentation de ne pas tomber, la tentation de ne pas pouvoir aimer
tout simplement parce qu'on se connait bien ou parce que comme si à peine on' se connait,
la routine millénaire de répondre oui alors que toute altérnative est incertaine
AVEC UN SON MI NON NON à B.
Oui! je veux t'accompagner à PRIER nos passés en désaccords parallèles, mineurs transposables en VIE majeure des voyelles tropicales à la Baurime. TSI manine
pour ma part je te JAH...pas souvent mais une fois, divinement une fois.
Quand çà m'arrive de bonne foi... je veux dire à tout moment de bonne foi
je veux bien t'accompagner à plier...
oui à plier ...
à tenir debout...
un bout tabou singulier matériel.
cela m'amuse de conjuguer...de mixer...de tripoter ...à volonté
bout à bout en boucle
l'harmonie d'un slam-balsam.
Veux-tu m 'accompagner à slamer ...
La VIE en poézi instantanée!

mardi 11 mai 2010
jeudi 25 mars 2010
Quand Ben arès s'entoure de mots, de sons, de rythmes du sud
Collante partout
Possession, tromba,
Parole Intérieure...
Monologue en sourdine
zigzag se faufile,
La passion mot-à-mot
bain de boue, bain de foule
badabada pas à pas
le poète zé vazaha aux paroles d'en bas
Me renvoyant face à face
plein visage mon terroir à mwa.
Mes hommages Bèn A.
Lava maso.
LAZAWELL andriamiariseta.
Possession, tromba,
Parole Intérieure...
Monologue en sourdine
zigzag se faufile,
La passion mot-à-mot
bain de boue, bain de foule
badabada pas à pas
le poète zé vazaha aux paroles d'en bas
Me renvoyant face à face
plein visage mon terroir à mwa.
Mes hommages Bèn A.
Lava maso.
LAZAWELL andriamiariseta.
mardi 23 mars 2010
mercredi 17 mars 2010
Yves Coppens à Madagascar: La passion du partage
Il faut reconnaitre que faire venir Yves Coppens à Madagascar, ce grand paléoanthropologue, la star scientifique ayant découvert "Lucy" est une initiative combien de louable et enrichissant. La rédaction de "madagascar anthropolojika" exprime ici à l'endroit des différents acteurs ayant œuvré à cette mission scientifique historique un grand remerciement. Tout simplement, car au-delà de la notoriété de l'homme, j'ai vu en lui une qualité humaine rare. J'ai assisté à sa conférence sur " l'histoire de l'Homme et le changement climatique" à l'amphi 24 de la faculté des letrres et sciences humaines lundi. Il tient un discours simple, demonstratif et anecdotique sur le sujet. Je l'ai approché le lendemain où il a parlé des possibilités conservatrice et créatrice des hommes en situation d'insularité. " Tout n'est pas stable", "tout change", "il va y avoir encore et encore du changement"... telles sont les phrases leitmotives en ajoutant que Madagascar a un bel avenir de part son insularité.
L'entendre dire que nous sommes le fruit de multiples changements climatiques, de l'ergonomie du corps humain à l'organisation sociale, au langage humain. L'environnement façonne les hommes.
D'un environnement de prédation vers un environnement surpris en passant par un environnement conquis.
Qu'adviendra-t-il avec langage humain avec ces inévitables changements ? Autant de questionnements.
Pour ma part, suis-je honoré. Les seuls enseignements que j'ai retenus c'est la passion du partage, le savoir au service de la Connaissance et de l'Humanité, le sérieux et l'humour.
lundi 8 février 2010
MADAGASCAR : L'ERE DES REVELATIONS...
Démocraties providentielles, impossible laïcité,messianisme politique.
Tels sont aujourd'hui les trois axes de réflexion à mener avant d'aboutir à une analyse théorique des "pratiques et cultures politiques de Madagascar postcolonial". Forcer est de constater que les dirigeants de tous les régimes et de tous les niveaux ont tout fait pour que les intellectuels soit en marge des vrais débats sur la société malgache contemporaine, soit ils sont commis au service d'une idéologie, d'un régime ou encore par souci d'élaborer une gestion de carrière ou tout simplement ils se font discrets volontairement. Une rupture épistémologique.
L'on ne s'étonne guère de voir tout processus de rationalisation de la vie publique et politique malgaches mis en œuvre s'avère infaisable à long terme. Car le malgache contemporain est spontané. En effet, la politique se définit comme un pouvoir de l'éphémère, un pouvoir dont la communication politique se résume en une action-tape- à-l'œil... Actuellement, Madagascar se trouve le sujet de convoitise aux enjeux géostratégiques entre les grandes puissances du nord. Quelles leçons de démocratie pourraient-on appliquer à cette jeune nation qui se laisse naïvement bernée par les discours en quête de sympathie ou de suffrage électoral.
Le malgache, comme à son habitude, il écoute. Puis, il compte bien consulter celui qui savait mieux. Jour après jour, il revient et va discuter sans doute ce qu'il va en gagner. La démarche pour un réel "TENIERANA" demande patience.

samedi 16 janvier 2010
DE LA REALITE DU DOUBLE A LA NOUVELLE MEDIATION SOCIORELIGIEUSE : POUR UN OBSERVATOIRE NATIONAL DES MOUVEMENTS DES IDEES
L'effervescence religieuse mérite réflexion. Une recherche faite entre 2007-2008 a recommandé la mise en place d'un observatoire national des mouvements des idées surtout en matière de religion et d'appartenance ethnique. Loin de réprimer tout attachement à l'idée de diversité culturelle ou de métissage, une balise juridique en la matière est plus qu'urgent surtout dans un pays souvent rongé par des vagues de crises. Des crises polymorphes. Madagascar est un pays de croyants. Les marchands de saluts poussent ici et là. De l'ancestralisme faussement promu par les documentaires au ton exotique à une conversion chrétienne massive douteuse. Tous participent au naufrage de ce pays pour mieux prêcher le salut. Mais à chaque religion son salut. "On ira tous au paradis", ironise certain. La question n'est point d'appartenir à telle ou telle religion. Les humains ont réussi à dénaturer l'essence de ce qu'est la tolérance ou le respect. Ainsi, les religions sont devenues des armes. Toutes de plus en plus agressives. Chacun délimite son territoire à la manière des animaux sauvages en liberté. La loi du plus fort fait-elle partie des religions. Des " hetsiky ny mpitondra fivavahana" versus " fikambanan'ny mpitory filazantsara", reconnue comme " la jeune assemblée ou fiangonana zandriny". La rivalité mimétique persiste.
jeudi 7 janvier 2010
Inscription à :
Articles (Atom)